ADORO IL GENIO - MA COS...?
Non ci avevate pensato, non mentite.
#adoroilgenio #25settembre #commercials #spot #SpotTV #comunicazione #ADV #advertising #pubblicità #ADV #pubblicita #video #videoviralシ #vetri #vetriperfetti #mistero #wtf #terrore #cosafa? #trasparenza #suspance #bugiardi #pulizie #comedy
🇲🇬 ⚽️
#Cosafa 2018
Manasa-dàlana
Zambia 🇿🇲 1 - 0 🇲🇬 Madagasikara
Hiady ny laharana fahatelo amin'i Lesotho🇱🇸 indray izany i Madagasikara.
🇲🇬 ⚽️
#Cosafa 2018
Madagasikara 🇲🇬 (4) 0 - 0 (3) 🇿🇦 Afrika Atsimo
Tafakatra amin'ny dingana manasa-dàlana i Madagasikara rehefa nandresy an'i Afrika Atsimo mpampiantrano taorian'ny "tirs au but".
🇲🇬 ⚽️
#Cosafa 2018
Madagasikara 🇲🇬 1 - 0 🇰🇲 Komaoro
Mozambique 🇲🇿 2 - 1 🇸🇨 Seisela
http://www.cosafa.com/madagascar-qualifie-le-mozambique-si-proche-de-lexploit/
🇲🇬 ⚽️ Dia aza mandresy an'i Komaoro eo koa aza hoe hahitako an'izay mihintsana aty amin'ny vondrona izany.
#Cosafa 2018
Andro 2
Madagasikara 🇲🇬 1 - 1 🇸🇨 Seisela
Mozambika 🇲🇿 3 - 0 🇰🇲 Komaoro
Andro 1
Madagasikara 🇲🇬 2 - 1 🇲🇿 Mozambika
Seisela 🇸🇨 1 - 1 🇰🇲 Komaoro