Sendra nahita an'ity post Facebook ity aho…

LOL be kosa ry ireto â…
Tsy mitsahatra ny miteny eto aho hoe : aza matoky ChatGPT fa tsy mahazo resaka io fa miezaka manodikodina fotsiny izay hitakitany any, tahaka ny ankizy ampianarina manoratra dia mitady soratra azo adika mba hizestiavana manoloana an’i Nenitoa…

#ChatGPT #BNI #Yas #DylanSiva #Madagasikara #Madagascar #GenZMadagascar #GenZoky #MadagascarNotTheMovie